Lioka 1:59, 60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Tonga hamora an’ilay zaza izy ireo tamin’ny andro fahavalo,+ ary efa saika hataony hoe Zakaria, hoatran’ny anaran-drainy, ny anarany. 60 Hoy anefa ny reniny: “Tsy hatao an’izany, fa hatao hoe Jaona ny anarany.”
59 Tonga hamora an’ilay zaza izy ireo tamin’ny andro fahavalo,+ ary efa saika hataony hoe Zakaria, hoatran’ny anaran-drainy, ny anarany. 60 Hoy anefa ny reniny: “Tsy hatao an’izany, fa hatao hoe Jaona ny anarany.”