Matio 26:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+ Jaona 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria i Anasy no rafozandahin’i Kaiafa,+ ilay mpisoronabe tamin’izany taona izany.+ Jaona 18:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nasain’i Anasy nentina nifatotra ho any amin’i Kaiafa mpisoronabe i Jesosy avy eo.+ Asan’ny Apostoly 4:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny ampitson’iny, dia nivory tao Jerosalema ny mpitondra sy ny anti-panahy* ary ny mpanora-dalàna teo amin’izy ireo. 6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, Kaiafa,+ Jaona, Aleksandra, ary izay rehetra havan’ilay lehiben’ny mpisorona.
57 Ny olona nisambotra an’i Jesosy kosa nitondra azy tany amin’i Kaiafa+ mpisoronabe. Efa tafavory tany ny mpanora-dalàna sy ny anti-panahy tamin’izay.+
13 Nentiny tany amin’i Anasy aloha izy, satria i Anasy no rafozandahin’i Kaiafa,+ ilay mpisoronabe tamin’izany taona izany.+
5 Ny ampitson’iny, dia nivory tao Jerosalema ny mpitondra sy ny anti-panahy* ary ny mpanora-dalàna teo amin’izy ireo. 6 Tao koa i Anasy+ lehiben’ny mpisorona, Kaiafa,+ Jaona, Aleksandra, ary izay rehetra havan’ilay lehiben’ny mpisorona.