4 Tany an-tany efitra àry i Jaona Mpanao Batisa, nitory hoe tokony hatao batisa ny olona mba hampisehoana fa efa nibebaka izy ireo, dia ho voavela ny helony.+
76 Fa ianao kosa, ry zanako, dia hantsoina hoe mpaminanin’ny Avo Indrindra, satria handeha eo alohan’i Jehovah* ianao mba hanomana ny lalany,+77 sy mba hampahafantatra ny vahoakany fa ho voavonjy izy ireo noho ny famelan-keloka+