Jaona 1:26, 27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy i Jaona: “Izaho manao batisa amin’ny rano. Fa efa eo aminareo kosa ny olona iray tsy fantatrareo. 27 Izy ilay ho avy ao aorianako, ary tsy mendrika hamaha ny tadin-kapany akory aza aho.”+
26 Dia hoy i Jaona: “Izaho manao batisa amin’ny rano. Fa efa eo aminareo kosa ny olona iray tsy fantatrareo. 27 Izy ilay ho avy ao aorianako, ary tsy mendrika hamaha ny tadin-kapany akory aza aho.”+