2 Samoela 5:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naka vadikely+ sy vady hafa tao Jerosalema i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona, ka mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa.+ 14 Ireto avy ny anaran’ny zaza naterany tany Jerosalema: Samoa, Sobaba, Natana,+ Solomona,+ 1 Tantara 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea, Sobaba, Natana,+ ary Solomona.+ I Batseba+ zanakavavin’i Amiela no niteraka an’ireo efatra ireo.
13 Naka vadikely+ sy vady hafa tao Jerosalema i Davida rehefa tonga avy tany Hebrona, ka mbola niteraka zazalahy sy zazavavy hafa.+ 14 Ireto avy ny anaran’ny zaza naterany tany Jerosalema: Samoa, Sobaba, Natana,+ Solomona,+
5 Ireto avy no naterany tany Jerosalema:+ Simea, Sobaba, Natana,+ ary Solomona.+ I Batseba+ zanakavavin’i Amiela no niteraka an’ireo efatra ireo.