Deoteronomia 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha mankeny amin’ny sahan’olona misy varimbazaha ianao, dia mahazo mioty salohy masaka amin’ny tananao, fa tsy tokony hojinjainao amin’ny antsy fijinjana ny varimbazahan’olona.+
25 “Raha mankeny amin’ny sahan’olona misy varimbazaha ianao, dia mahazo mioty salohy masaka amin’ny tananao, fa tsy tokony hojinjainao amin’ny antsy fijinjana ny varimbazahan’olona.+