Matio 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa ny Zanak’olona no Tompon’ny Sabata.”+ Marka 2:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hoy izy tamin’ireo avy eo: “Ny Sabata no natao ho an’ny olona,+ fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata. 28 Tompon’ny Sabata koa aza ny Zanak’olona.”+
27 Hoy izy tamin’ireo avy eo: “Ny Sabata no natao ho an’ny olona,+ fa tsy ny olona no natao ho an’ny Sabata. 28 Tompon’ny Sabata koa aza ny Zanak’olona.”+