Matio 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao. Dia hidio ny varavarana, ary avy eo dia mivavaha amin’ilay Rainao tsy hita maso.*+ Dia hamaly soa anao ilay Rainao mahita ny zava-drehetra.* Marka 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niakatra teny an-tendrombohitra izy, ka niantso an’izay nofidiny,+ dia nankeo aminy ireo.+
6 Fa ianao kosa rehefa mivavaka, dia midira ao amin’ny efitranonao. Dia hidio ny varavarana, ary avy eo dia mivavaha amin’ilay Rainao tsy hita maso.*+ Dia hamaly soa anao ilay Rainao mahita ny zava-drehetra.*