Matio 5:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana,+ fa azy ny Fanjakan’ny lanitra. 11 “Sambatra ianareo raha haratsin’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga hoe nanao an’izao zava-dratsy rehetra izao noho ny amiko.+ Jaona 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Efa nomeko azy ny teninao. Halan’izao tontolo izao anefa izy, satria tsy anisan’izao tontolo izao,+ hoatr’ahy tsy anisan’izao tontolo izao. 1 Petera 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa na mijaly aza ianareo satria manao ny marina, dia sambatra ianareo.+ Aza atahorana anefa izay atahoran’izy ireo* ary aza mitebiteby.+
10 “Sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana,+ fa azy ny Fanjakan’ny lanitra. 11 “Sambatra ianareo raha haratsin’ny olona+ sy enjehiny+ ary amoronany lainga hoe nanao an’izao zava-dratsy rehetra izao noho ny amiko.+
14 Efa nomeko azy ny teninao. Halan’izao tontolo izao anefa izy, satria tsy anisan’izao tontolo izao,+ hoatr’ahy tsy anisan’izao tontolo izao.
14 Fa na mijaly aza ianareo satria manao ny marina, dia sambatra ianareo.+ Aza atahorana anefa izay atahoran’izy ireo* ary aza mitebiteby.+