46 Fa raha izay tia anareo ihany no tianareo, dia inona no valisoa azonareo?+ Tsy hoatr’izany koa ve no ataon’ny mpamory hetra? 47 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, dia inona no mampiavaka an’izany ataonareo izany? Tsy hoatr’izany koa ve no ataon’ny olona eo amin’izao tontolo izao?