Matio 8:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa niditra tao Kapernaomy i Jesosy, dia nisy manamboninahitra nanatona azy ka niangavy+ 6 hoe: “Azafady, tompoko! Mandamaka ao an-trano ao ny mpanompoko fa malemy. Mijaly be mihitsy izy.”
5 Rehefa niditra tao Kapernaomy i Jesosy, dia nisy manamboninahitra nanatona azy ka niangavy+ 6 hoe: “Azafady, tompoko! Mandamaka ao an-trano ao ny mpanompoko fa malemy. Mijaly be mihitsy izy.”