Lioka 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo teny ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary faly erỳ manaiky an’izany, saingy tsy misy fakany ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fitsapana.+
13 Ireo teny ambony vatolampy dia izay mandre ny teny, ary faly erỳ manaiky an’izany, saingy tsy misy fakany ireny voa ireny. Koa mino vetivety fotsiny izy, dia miala rehefa tojo fitsapana.+