Matio 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Lazaiko marina aminareo fa ho sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+ 1 Timoty 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay tapa-kevitra ny ho lasa mpanankarena kosa, dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy sy ny fandrika,+ sady resin’ny faniriana maro tsy misy dikany sy manimba, izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny loza.+
23 Dia hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Lazaiko marina aminareo fa ho sarotra amin’ny mpanankarena ny hiditra ao amin’ny Fanjakan’ny lanitra.+
9 Izay tapa-kevitra ny ho lasa mpanankarena kosa, dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy sy ny fandrika,+ sady resin’ny faniriana maro tsy misy dikany sy manimba, izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny loza.+