Lioka 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Indray andro, tamin’izy nampianatra, dia nisy Fariseo sy mpampianatra Lalàna koa nipetraka teo. Avy any amin’ny tanàna kely rehetra any Galilia sy Jodia izy ireo ary avy any Jerosalema. Ary nomen’i Jehovah* hery hanasitranana i Jesosy.+
17 Indray andro, tamin’izy nampianatra, dia nisy Fariseo sy mpampianatra Lalàna koa nipetraka teo. Avy any amin’ny tanàna kely rehetra any Galilia sy Jodia izy ireo ary avy any Jerosalema. Ary nomen’i Jehovah* hery hanasitranana i Jesosy.+