Matio 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+ Lioka 7:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Hoy anefa izy tamin’ilay vehivavy: “Ny finoanao no namonjy anao.+ Mirary soa ho anao aho.”
22 Ary nitodika i Jesosy ka nahita azy, dia niteny hoe: “Mahereza, anaka! Ny finoanao no nahasitrana anao.”+ Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay vehivavy.+