Matio 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia namaly i Simona Petera hoe: “Ianao no Kristy,+ Zanak’ilay Andriamanitra velona.”+ Marka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+ Jaona 1:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Tonga dia nankany amin’i Simona rahalahiny i Andrea, dia niteny taminy hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—raha adika izany dia hoe “Kristy.”— Jaona 6:68, 69 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 Dia hoy i Simona Petera: “Tompo ô, hankany amin’iza moa izahay?+ Ny teny lazainao no hahazoana fiainana mandrakizay.+ 69 Mino izahay sady mahafantatra fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra.”+
29 Ary nanontany izy hoe: “Fa ianareo kosa milaza hoe iza aho?” Dia namaly i Petera hoe: “Ianao no Kristy.”+
41 Tonga dia nankany amin’i Simona rahalahiny i Andrea, dia niteny taminy hoe: “Efa hitanay ny Mesia!”+—raha adika izany dia hoe “Kristy.”—
68 Dia hoy i Simona Petera: “Tompo ô, hankany amin’iza moa izahay?+ Ny teny lazainao no hahazoana fiainana mandrakizay.+ 69 Mino izahay sady mahafantatra fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra.”+