Salamo 71:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Miavaka ny zava-bitanao;Iza no hoatr’anao, Andriamanitra ô?+ Salamo 111:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nanavotra ny vahoakany izy.+ צ [Tsade] Namoaka didy izy hoe haharitra mandrakizay ilay fifanekena nataony. ק [Kôfa] Masina sy mendrika hatahorana+ ny anarany.
19 Avo dia avo ny fahamarinanao, Andriamanitra ô!+Miavaka ny zava-bitanao;Iza no hoatr’anao, Andriamanitra ô?+
9 Nanavotra ny vahoakany izy.+ צ [Tsade] Namoaka didy izy hoe haharitra mandrakizay ilay fifanekena nataony. ק [Kôfa] Masina sy mendrika hatahorana+ ny anarany.