Jaona 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy ilay vehivavy samaritanina: “Jiosy ve ianao dia mangataka rano amiko, nefa izaho vehivavy samaritanina?”—Tsy mifandray amin’ny Samaritanina mantsy ny Jiosy.+—
9 Dia hoy ilay vehivavy samaritanina: “Jiosy ve ianao dia mangataka rano amiko, nefa izaho vehivavy samaritanina?”—Tsy mifandray amin’ny Samaritanina mantsy ny Jiosy.+—