5 Tandremo tsara fotsiny ny didy sy ny Lalàna nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo,+ ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo,+ mandehana amin’ny lalany rehetra,+ tandremo ny didiny,+ mifikira aminy,+ ary manompoa azy+ amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo.”+