Lioka 6:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Mamindrà fo foana, toy ny Rainareo izay mpamindra fo.+ Jaona 13:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha fantatrareo izany, dia sambatra ianareo raha manao an’izany.+ Efesianina 4:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Miezaha kosa ho tsara fanahy amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.
32 Miezaha kosa ho tsara fanahy amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.