Salamo 34:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Na ny liona tanora matanjaka aza mety ho noana ihany,Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+ Matio 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Katsaho foana àry aloha* ilay Fanjakana sy ny fahamarinan’Andriamanitra,* dia homena anareo koa izany rehetra izany.+ 1 Timoty 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mahasoa kely ihany mantsy ny mampiasa vatana,* fa ny mahafoy tena ho an’Andriamanitra kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra. Ahazoana fitahiana amin’izao fiainana izao sy amin’ilay fiainana ho avy mantsy izany, araka ny efa nampanantenaina.+
10 Na ny liona tanora matanjaka aza mety ho noana ihany,Fa izay mitady an’i Jehovah kosa tsy mba ho ory zava-tsoa.+
33 “Katsaho foana àry aloha* ilay Fanjakana sy ny fahamarinan’Andriamanitra,* dia homena anareo koa izany rehetra izany.+
8 Mahasoa kely ihany mantsy ny mampiasa vatana,* fa ny mahafoy tena ho an’Andriamanitra kosa no mahasoa amin’ny zava-drehetra. Ahazoana fitahiana amin’izao fiainana izao sy amin’ilay fiainana ho avy mantsy izany, araka ny efa nampanantenaina.+