Matio 24:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Miomàna+ koa àry ianareo satria amin’ny ora tsy eritreretinareo no hiavian’ny Zanak’olona. Matio 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Koa miambena foana àry,+ satria tsy fantatrareo na ny andro na ny ora.+ Apokalypsy 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa tadidio tsara* izay efa noraisinao sy efa henonao, ary ataovy foana izany ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra+ aho, ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+
3 Koa tadidio tsara* izay efa noraisinao sy efa henonao, ary ataovy foana izany ka mibebaha.+ Fa raha tsy mifoha ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra+ aho, ary tsy ho fantatrao mihitsy izay ora hahatongavako eo aminao.+