48 Fa izay tsy nahalala ny sitrapon’ny tompony kosa, nefa nanao zavatra tokony hikapohana azy, dia ho kely kokoa ny kapoka ho azony. Izay nomena betsaka dia hitakiana betsaka, ary izay nanankinana zavatra betsaka dia bebe kokoa noho ny mahazatra no hotakina aminy.+