8 Dia hoy izy: “Mitandrema sao ho voafitaka ianareo.+ Fa maro no hisandoka ny anarako, dia hiteny hoe: ‘Izaho no izy’, sy hoe: ‘Efa akaiky ny fotoana voatondro.’ Koa aza manaraka azy.+
4Ry malala, aza mino an’izay fanambarana lazain’ny fanahy,*+ fa fantaro aloha raha avy amin’Andriamanitra tokoa ireny fanambarana* ireny na tsia.+ Be dia be mantsy ny mpaminany sandoka eo amin’izao tontolo izao.+