Matio 21:6, 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia lasa ireo mpianatra ireo nanao an’izay nasain’i Jesosy nataony.+ 7 Nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka napetrany teo ambonin’ireo ny akanjon’izy ireo ivelany, dia nitaingina teo i Jesosy.+
6 Dia lasa ireo mpianatra ireo nanao an’izay nasain’i Jesosy nataony.+ 7 Nentin’izy roa lahy ilay ampondra sy ny zanany, ka napetrany teo ambonin’ireo ny akanjon’izy ireo ivelany, dia nitaingina teo i Jesosy.+