-
Lioka 12:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Rehefa entin’ny olona eo anatrehan’ny vahoaka* sy ny mpitondra fanjakana ary ny manam-pahefana ianareo, dia aza manahy momba an’izay holazainareo mba hiarovan-tena na ny fomba hilazanareo an’izany na izay hoteneninareo.+ 12 Fa ny fanahy masina no hampianatra anareo an’izay tokony holazainareo+ amin’izany ora izany.”
-