Romanina 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifalia amin’ny fanantenana. Miareta fahoriana.+ Mahareta amin’ny vavaka.+ Efesianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra. 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa manakaiky anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara+ sy ho mailo* ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+
18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra.
7 Efa manakaiky anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara+ sy ho mailo* ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+