30 Rehefa niara-nisakafo izy ireo, dia noraisiny ny mofo ka nisaotra an’Andriamanitra izy. Ary notapahiny ilay izy, dia natolony azy ireo.+ 31 Tamin’izay vao tonga saina izy roa lahy ka fantany hoe iza izy. Nanjavona teo anatrehan’izy ireo anefa izy.+