Matio 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia tonga ny reniny sy ny rahalahiny.+ Nijoro tao ivelany izy ireo fa te hiresaka taminy.+ Marka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Angaha tsy io ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria,+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary angaha moa tsy eto amintsika ny anabaviny?” Dia tsy nety nino azy* izy ireo. Lioka 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nankany amin’i Jesosy ny reniny sy ny rahalahiny,+ saingy tsy afaka nankeny akaikiny satria be loatra ny vahoaka.+ Jaona 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Taorian’izay, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, nefa tsy nijanona ela tany. Asan’ny Apostoly 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+ Galatianina 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nahita apostoly hafa mihitsy anefa aho, fa i Jakoba+ rahalahin’ny Tompo ihany no hitako.
46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia tonga ny reniny sy ny rahalahiny.+ Nijoro tao ivelany izy ireo fa te hiresaka taminy.+
3 Angaha tsy io ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria,+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary angaha moa tsy eto amintsika ny anabaviny?” Dia tsy nety nino azy* izy ireo.
19 Ary nankany amin’i Jesosy ny reniny sy ny rahalahiny,+ saingy tsy afaka nankeny akaikiny satria be loatra ny vahoaka.+
12 Taorian’izay, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, nefa tsy nijanona ela tany.
14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+