Jaona 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+ Jaona 6:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy dia tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+
14 fa izay misotro ny rano homeko azy kosa tsy hangetaheta intsony mihitsy.+ Fa ho loharano miboiboika ao anatiny ilay rano homeko azy, ka hanome azy fiainana mandrakizay.”+
35 Hoy i Jesosy: “Izaho no mofon’aina. Izay manatona ahy dia tsy mba ho noana mihitsy, ary izay maneho finoana ahy tsy hangetaheta intsony mihitsy.+