Deoteronomia 18:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hanendry mpaminany ho an-dry zareo avy eo amin’ny rahalahiny aho, dia mpaminany hoatr’anao.+ Ary hampitaiko aminy ny teny tiako holazainy,+ ka hoteneniny amin’izy ireo izay rehetra andidiako azy.+ Jaona 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy izy ireo: “Io mihitsy ilay Mpaminany ho tonga amin’izao tontolo izao.”+
18 Hanendry mpaminany ho an-dry zareo avy eo amin’ny rahalahiny aho, dia mpaminany hoatr’anao.+ Ary hampitaiko aminy ny teny tiako holazainy,+ ka hoteneniny amin’izy ireo izay rehetra andidiako azy.+
14 Rehefa hitan’ny olona ny famantarana nataon’i Jesosy, dia hoy izy ireo: “Io mihitsy ilay Mpaminany ho tonga amin’izao tontolo izao.”+