-
Romanina 2:28, 29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fa tsy zavatra etỳ ivelany no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny famorana+ koa tsy zavatra etỳ ivelany, na hoe eo amin’ny nofo. 29 Fa izay ao anatin’ny fo no maha Jiosy ny Jiosy,+ ary ny fony no voafora+ ka ny fanahy no namorana azy, fa tsy ny lalàna voasoratra.+ Koa Andriamanitra, fa tsy ny olona, no hidera azy.+
-