Lioka 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ny fanahin’i Jehovah* no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy. Nirahiny aho mba hanambara hoe ho afaka ny babo ary hahiratra ny jamba. Nirahiny koa aho mba hanafaka sy handefa an’ireo ampahorina,+ Jaona 12:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Tonga aho mba ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ amin’izay tsy hijanona ao amin’ny maizina izay mino ahy.+
18 “Ny fanahin’i Jehovah* no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy. Nirahiny aho mba hanambara hoe ho afaka ny babo ary hahiratra ny jamba. Nirahiny koa aho mba hanafaka sy handefa an’ireo ampahorina,+
46 Tonga aho mba ho fahazavana eo amin’izao tontolo izao,+ amin’izay tsy hijanona ao amin’ny maizina izay mino ahy.+