Jaona 7:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ilay fanahy efa horaisin’ireo mino azy anefa no noresahiny tamin’izany. Fa mbola tsy nisy olona nomena ny fanahy,+ satria i Jesosy aza mbola tsy nomem-boninahitra.+
39 Ilay fanahy efa horaisin’ireo mino azy anefa no noresahiny tamin’izany. Fa mbola tsy nisy olona nomena ny fanahy,+ satria i Jesosy aza mbola tsy nomem-boninahitra.+