Jaona 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary namaly i Jesosy hoe: “Tsy ahy ny fampianarako, fa an’Ilay naniraka ahy.+ Jaona 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ho fantatrareo koa fa tsy afaka manao na inona na inona araka izay tiako* fotsiny aho,+ fa izay nampianarin’ny Ray ahy no lazaiko. Jaona 12:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Tsy ny hevitro mantsy no nolazaiko, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy momba izay holazaiko sy hoteneniko.+
28 Dia hoy i Jesosy: “Rehefa asandratrareo ny Zanak’olona+ vao ho fantatrareo fa izaho no izy.+ Ho fantatrareo koa fa tsy afaka manao na inona na inona araka izay tiako* fotsiny aho,+ fa izay nampianarin’ny Ray ahy no lazaiko.
49 Tsy ny hevitro mantsy no nolazaiko, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy momba izay holazaiko sy hoteneniko.+