38 Fa raha manao an’izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia mba minoa noho ny asa ataoko.+ Amin’izay ho fantatrareo sady ho hainareo foana fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+
21 mba ho iray izy rehetra,+ hoatr’anao Ray tafaray amiko ary izaho tafaray aminao,+ dia ho tafaray amintsika koa izy ireo, amin’izay dia hino izao tontolo izao hoe ianao no naniraka ahy.