Jaona 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Jesosy: “Mbola hiaraka kelikely aminareo aho, alohan’ny handehanako any amin’Ilay naniraka ahy.+ Jaona 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa efa nomen’ny Ray ho eo an-tanany ny zava-drehetra, sady avy tany amin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+
33 Dia hoy i Jesosy: “Mbola hiaraka kelikely aminareo aho, alohan’ny handehanako any amin’Ilay naniraka ahy.+
3 Efa fantatr’i Jesosy koa fa efa nomen’ny Ray ho eo an-tanany ny zava-drehetra, sady avy tany amin’Andriamanitra izy ka hankany amin’Andriamanitra.+