Jaona 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lazaiko aminareo anefa fa tena mahasoa anareo ny handehanako, satria raha tsy mandeha aho, dia tsy ho tonga atỳ aminareo ilay mpanampy.+ Raha mandeha anefa aho, dia hirahiko ho atỳ aminareo izy.
7 Lazaiko aminareo anefa fa tena mahasoa anareo ny handehanako, satria raha tsy mandeha aho, dia tsy ho tonga atỳ aminareo ilay mpanampy.+ Raha mandeha anefa aho, dia hirahiko ho atỳ aminareo izy.