Lioka 24:51, 52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Ary nosarahina tamin’izy ireo izy ka nakarina ho any an-danitra,+ tamin’izy mbola nitso-drano azy ireo. 52 Dia niankohoka teo anatrehany izy ireo, ary faly be nandeha niverina tany Jerosalema.+
51 Ary nosarahina tamin’izy ireo izy ka nakarina ho any an-danitra,+ tamin’izy mbola nitso-drano azy ireo. 52 Dia niankohoka teo anatrehany izy ireo, ary faly be nandeha niverina tany Jerosalema.+