Zakaria 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Ry sabatra ô, mifohaza mba hamely ny mpiandry ondriko,+Dia ilay lehilahy namako”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.*+Ary hamely an’ireo olona tsinontsinona ireo ny tanako.” Matio 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+ Marka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny ondry.’+
7 “Ry sabatra ô, mifohaza mba hamely ny mpiandry ondriko,+Dia ilay lehilahy namako”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Asio ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny andian’ondry.*+Ary hamely an’ireo olona tsinontsinona ireo ny tanako.”
31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+
27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny ondry.’+