Isaia 53:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nomena fasana niaraka tamin’ny ratsy fanahy izy,*+Ary niaraka nalevina tamin’ny mpanankarena* izy rehefa maty,+Na dia tsy nanao ratsy* mihitsy azaSady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+ Lioka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+
9 Nomena fasana niaraka tamin’ny ratsy fanahy izy,*+Ary niaraka nalevina tamin’ny mpanankarena* izy rehefa maty,+Na dia tsy nanao ratsy* mihitsy azaSady tsy nisy fitaka teo am-bavany.+
33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+