Jaona 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tsy ny hanao ny sitrapoko mantsy no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’Ilay naniraka ahy.+ Jaona 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hoy ihany izy: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’izao tontolo izao, izaho tsy avy amin’izao tontolo izao. Jaona 8:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy+ ianareo raha Andriamanitra no Rainareo, satria avy tany amin’Andriamanitra aho no tonga tetỳ. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ, fa Izy no naniraka ahy.+
38 Tsy ny hanao ny sitrapoko mantsy no nidinako avy any an-danitra,+ fa ny hanao ny sitrapon’Ilay naniraka ahy.+
23 Hoy ihany izy: “Ianareo avy atỳ ambany, izaho avy any ambony.+ Ianareo avy amin’izao tontolo izao, izaho tsy avy amin’izao tontolo izao.
42 Hoy i Jesosy: “Tokony ho tia ahy+ ianareo raha Andriamanitra no Rainareo, satria avy tany amin’Andriamanitra aho no tonga tetỳ. Tsy hoe sitrapoko* fotsiny no nahatongavako tetỳ, fa Izy no naniraka ahy.+