-
Nomery 21:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Manamboara sarivongana bibilava misy poizina,* dia ataovy eo amin’ny tsato-kazo ilay izy. Amin’izay rehefa misy voakaikitra dia hijery an’ilay bibilava izy ka tsy ho faty.” 9 Tonga dia nanamboatra bibilava varahina i Mosesy,+ dia nataony teo amin’ny tsato-kazo+ ilay izy. Koa isaky ny nisy olona voakaikitra ka nijery an’ilay bibilava varahina, dia tsy maty.+
-