-
1 Jaona 4:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izao no nampisehoana ny fitiavan’Andriamanitra tamintsika: Nirahiny ho etỳ amin’izao tontolo izao ny Zanany lahitokana+ mba hahazoantsika fiainana amin’ny alalany.+ 10 Ary izao izany fitiavana izany: Tsy hoe isika no tia an’Andriamanitra, fa izy no tia antsika ka naniraka ny Zanany ho sorona fampihavanana*+ noho ny fahotantsika.+
-