-
Asan’ny Apostoly 17:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Nisy filozofa epikoreanina* sy stôika* anefa niady hevitra taminy. Ary hoy ny sasany: “Mba inona, hono, no tian’io be resaka io holazaina?” Ny hafa indray niteny hoe: “Toa mpitory momba ny andriamanitra vaovao, hono, izy io.” Nitory ny vaovao tsara momba an’i Jesosy sy ny fitsanganana amin’ny maty+ mantsy izy.
-