5 Fa iray ny Andriamanitra+ ary iray ny mpanelanelana+ amin’Andriamanitra sy ny olona,+ dia olona iray atao hoe Kristy Jesosy,+ 6 izay nanolotra ny tenany ho vidim-panavotana mifandanja, mba hamonjena ny olona rehetra.+ Izany no hotorina amin’ny fotoana voatondro hanaovana an’izany.