Asan’ny Apostoly 5:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nivarotra ny taniny koa ny lehilahy atao hoe Ananiasy, sy Safira vadiny. 2 Nisy notazoniny mangingina anefa ny vidiny, ary fantatry ny vadiny izany. Ampahany ihany no nentiny ka napetrany teo an-tongotry ny apostoly.+
5 Nivarotra ny taniny koa ny lehilahy atao hoe Ananiasy, sy Safira vadiny. 2 Nisy notazoniny mangingina anefa ny vidiny, ary fantatry ny vadiny izany. Ampahany ihany no nentiny ka napetrany teo an-tongotry ny apostoly.+