Lioka 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Fa alohan’ny hitrangan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika anareo ny olona,+ ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja. Hoentina eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora ianareo, noho ny anarako.+
12 “Fa alohan’ny hitrangan’izany rehetra izany, dia hisambotra sy hanenjika anareo ny olona,+ ka hanolotra anareo any amin’ny synagoga sy any am-ponja. Hoentina eo anatrehan’ny mpanjaka sy ny governora ianareo, noho ny anarako.+