Eksodosy 1:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+ 8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.
7 Ary nihamaro ny Israelita* ka lasa be dia be. Nitombo ny isany ary nihanahery tsy nisy hoatr’izany izy ireo, ka lasa feno azy ilay tany.+ 8 Tatỳ aoriana, dia nisy mpanjaka vaovao tany Ejipta, ary tsy nahalala an’i Josefa izy io.