Matio 10:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany 12 lahy. Dia nomeny fahefana izy ireo mba hamoaka fanahy maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra. Marka 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nasainy nankeo aminy izy 12 Lahy, dia tamin’izay izy no nanomboka naniraka azy tsiroaroa.+ Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+
10 Koa nasainy nankeo aminy ny mpianany 12 lahy. Dia nomeny fahefana izy ireo mba hamoaka fanahy maloto+ sy hanasitrana ny karazan’aretina rehetra.
7 Nasainy nankeo aminy izy 12 Lahy, dia tamin’izay izy no nanomboka naniraka azy tsiroaroa.+ Ary nomeny fahefana hamoaka fanahy maloto izy ireo.+